RAISO AO AM-PO (Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Raha te ho sambatra ianao izao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny fahazaran-dratsinao ialao
Hanampy anao ny Ray Tsitoha

REF: Ny olanao, halàny avokoa
Omeny anao ny soa tsy lany
Hanova anao, ho tanteraka
Noho ny fitiavany anao

2. Raha te hiadana ianao izao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Ny fiadanan'i Jesoa Kristy
Omeny anao raha mino ianao

3. Raha te ho tia namana ianao
Raiso ao am-po, Jesoa Tomposoa
Satria tena iray aminy
Ho miramirana tokoa

A/C: RAKOTONDRASOA Josoa Edmond
By Sandy RANDRIANAIVO
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Vetson'ny Fanantenana Bemasoandro
Hits : 246
Likes : 1 Like
Created by : Sandosantos
Date : 22/02/2023 11:19
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0732