Tianao Impiry (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Tianao impiry aho,mandritra ny ora iray ve
sa ho mandrakizay
Tsy voatanisa hoe : iray,roa na telo
Tsy nahay nanisa aho re fa tiako foana ela be
Tianao impiry aho,mandritra ny ora iray tononkira.serasera.org ve
sa ho mandrakizay.
Pont: pqbq Fiangaviana ahy,izaho miangavy anao hoe:
Lazalazao!Lazao moa e!
Fitiavana elabe,izay sarobidy tokoa anie
gfsq No omeko anao dia omeko anao
Izay fiainanao iainanao no mamy sy iainako
Izao ilay ladfm ora,ora farany,ka lazao izay ao am-ponao
Fa ianao no fanalahidin’ny fiainako sisa
Eny,asa na ho fiainan-tsy hita na ho paradisa
Réf: Tianao impiry aho...
Pont: Fiangaviana ny ahy
Réf: Tianao impiry aho...
Tadidiko ny lasa,lasa feno tomany
Saingy,ny lasa momba ny lasa fa ny ho avy aza mbola
mistery
Ka izao ilay ora, eny, ora farany handaozako ny fifaliana
sy ny fahoriako
Satria ianao no fitiavana,sy fiainako mandrakizay.
Tianao impiry aho, mandritra ny ora iray ve sa ho
mandrakizay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tempo GaigyVisites : 4986
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Francia
Date : 27/04/2003 13:24