Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tianao Impiry (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Tianao impiry aho,mandritra ny ora iray ve
sa ho mandrakizay
Tsy voatanisa hoe : iray,roa na telo
Tsy nahay nanisa aho re fa tiako foana ela be
Tianao impiry aho,mandritra ny ora iray ve
ugirtld sa ho mandrakizay.
Pont: Fiangaviana ahy,izaho miangavy anao hoe:
Lazalazao!Lazao moa e!
Fitiavana elabe,izay sarobidy tokoa anie
No omeko anao dia omeko anao
Izay fiainanao iainanao no mamy sy iainako
Izao ilay ora,ora farany,ka lazao izay ao am-ponao
Fa ianao no fanalahidin’ny fiainako sisa
Eny,asa na ho fiainan-tsy hita na ho paradisa
Réf: Tianao impiry aho...
Pont: Fiangaviana zegrt ny ahy
Réf: Tianao impiry aho...
dgxhviul Tadidiko ny lasa,lasa feno tomany
Saingy,ny lasa momba ny lasa fa ny ho avy aza mbola
mistery
Ka izao ilay tononkira.serasera.org ora, eny, ora farany handaozako ny fifaliana
sy ny fahoriako
Satria ianao no fitiavana,sy fiainako mandrakizay.
Tianao impiry aho, mandritra ny ora iray ve sa ho
mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Tempo GaigyHits : 4988
Likes : 1 Like
Created by : Francia
Date : 27/04/2003 13:24