ANDRIAMANITRA LEHIBE (TDL (True Direction Life))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena gaga aho, nahita tononkira.serasera.org anao Ramose
Ianao toa tena lasa saina be
Adinonao tanteraka fa ianao anie febihoyt
Dia manana Andriamanitra lehibe
Ireo olana zacsb sy aretin'izay mangeja anao
Navelanao anjakazaka be
Fa Jesosy Andriamanitr'izay Mpamonjy anao
Tsy napetrakao ho zava-dehibe e!
Tsy lehibe toy ny tendrombohitra
Ny olana kely izay hiatrehanao ô!
Tsy lehibe noho ny ranomasina misokatra
Ny ranomaso harotsakao ô!
Tsy lehibe toy ny namoronany
Ny tany sy lanitra ny aretinao ô
Andeha kcaovoo araho Izy, fa raha Izy no mandidy
Dia hivoaka ho Mpandresy ianao ô!
Tena gaga aho, mahita anao ramose
Ianao toa tena miasa saina be
Ho vitanao daholo angamba ny hampandeha
Ity fiainanao mifatotra kofehy
Ny devoly izay mpandringana mpamotik'anao
avelanao anjakazaka be
Fa Jesosy Andriamanitr'izay Mpamonjy anao
Tsy napetrakao ho zava-dehibe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : TDL (True Direction Life)Visites : 2632
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : narda7
Date : 23/11/2021 22:26