MAMELA AHO (Tarika Vonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamela ny helony aho (2 fois)
Sitrano gtvhgr ny ratram-poko n'inona nataony
Na fanahy iniana
Na koa tsy nahy

Mamela ny helony aho (2 fois)
Fa sarobidy amiko Jesosy ô!
Ny famonjenao ahy

Fa izay madio am-pò ihany anie
No afaka hahita anao
Tompo lehibe
Tarihonao, harovanao ambininao amin'ny atao
Fa ny hatezeran'ny olona
Tsy uplw hahefany izay marina
Tianao hatao ety an-tany
Voahomana hatry ny ela izay

Mamela ny helony aho (2 fois)
Sitrano ny ratram-poko onsaced n'inona nataony
Na fanahy iniana
Na koa tsy nahy

Mamela ny helony aho (2 fois)
Fa sarobidy amiko Jesosy ô!
Ny famonjenao ahy

Mamela tononkira.serasera.org ny helony aho Jesosy ô !
Satria tiako ianao.

Tarika Vonjy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Vonjy
Visites : 1862
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ramahdago1@gmail.com
Date : 13/05/2023 10:57
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2325