MAMELA AHO (Tarika Vonjy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamela ny helony aho (2 nbutytwq fois)
Sitrano ny ratram-poko n'inona nataony
Na fanahy tfrorh iniana
Na koa tsy nahy

Mamela ny helony aho (2 fois)
Fa sarobidy amiko Jesosy ô!
Ny famonjenao ahy

Fa izay madio am-pò ihany anie
No afaka hahita anao
Tompo lehibe
Tarihonao, harovanao ambininao amin'ny atao
Fa ny hatezeran'ny olona
Tsy hahefany izay marina
Tianao hatao ety an-tany
Voahomana hatry ny ela izay

Mamela ny helony aho (2 fois)
Sitrano ny ratram-poko n'inona nataony
Na fanahy iniana
Na koa tsy nahy

Mamela ny helony tononkira.serasera.org aho (2 fois)
Fa sarobidy amiko Jesosy ô!
Ny famonjenao mrkgwu ahy

Mamela ny helony aho Jesosy ô !
Satria tiako ianao.

Tarika Vonjy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Tarika Vonjy
Hits : 1864
Likes : 0 Like
Created by : ramahdago1@gmail.com
Date : 13/05/2023 10:57
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0667