Ianao no fiainanay (Tarika Mpanangana ny Faneva)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_Manao ahoana tokoa ny manompo Anao ?
     Toa feno fifaliana sy feno valimbavaka e !
2_Manao ahoana tokoa ny midera Anao ?
    Toa feno fitsikiana sy feno uebtqkkr fitahiana e !
3_Manao ahoana tokoa ny manao ny Asanao ?
Toa feno hery sy feno valimbavaka e fvuaehjx !

Ref : Ianao no tena tianay
       tononkira.serasera.org  gypdqxns  Ianao no fiainanay
         Ianao Jeso zokinay
         Ianao no tsara, tsara ho anay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Tarika Mpanangana ny Faneva
Visites : 11
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mpanangana01
Date : 24/09/2026 19:36
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0379