Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mba tsapanao ve? (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mba tsapanao iany ve? Isan’Andro, miantso anao fona e!
Tsisy takalom-bidy
Ireo rivotra hiainana e! annnn!
(Refrain)
Tombon’andro Omeny ahy!
Fofonaina Omeny ahy,
Ou Ou Ou! Rasaim-poagna tsy vangena
Tombon’andro Omena an!
Fofonaina Omeny ahy,
Ou Ou Ou! Rasaim-poagna tsy vangegna
Narary aho nositraniny e!
Mandalo ny fisedran e
Tsarovy fa saro-bidy
Namoizany ny ainy ee
Eee an! an!
A/C: RANDRIANAIVO Lova
--------
Lien:
Commentaires
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 09:37)
hira nateraky ny fiheverana sy fanajana lalina ny fitahian’Andriamanitra, izay matetika hadino na jerena ho zava-boajanahary fotsiny. Izy io dia fanentanana ho an’ny tsirairay mba hahatsapa sy hidera an’Andriamanitra amin’ny zavatra tsotra nefa manan-danja: ny rivotra iainana, ny andro iainana, ary mamerina ilay fitiavana voalohany.
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 09:46)
A/C RANDRIANAIVO Lova
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Taratra Hazavana MadagasikaraVisites : 181
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 09:31
