Jesô Mpanafaka (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ambony usaql amizay lay tanatsika crywd a! eo LET'S
GO
Jesô Mpanafaka ô! ---Mpanjakako ouh!
Ianao tononkira.serasera.org manafaka ah! ---Ny otako ouh!
REFRAIN;
Ny herinao eh! …………………Deraiko ôh!
Fanambinanao eh……………..ilaiko ôh!
Fahasoavanao eh! ……………Deraiko ôh!
Fitahianao eh! .......ilaiko ôh!
Fahalebeazanao
Fahamendrehanao
Ny Fitiavanao
Fahatsarananao.
Oueeeh!
Ouh…
Tompo ô! Misaotranao aho fa nohon’ny
Fahalebeazanao tsy Takatrin’ny
saiko no nahatoizao ny fiainako!!
Deraina ikmvpzzd ianao Jesôsy eh!!! Ankalazaina ny
anaranao!
A/C : RANDRIANAIVO Lova
GO
Jesô Mpanafaka ô! ---Mpanjakako ouh!
Ianao tononkira.serasera.org manafaka ah! ---Ny otako ouh!
REFRAIN;
Ny herinao eh! …………………Deraiko ôh!
Fanambinanao eh……………..ilaiko ôh!
Fahasoavanao eh! ……………Deraiko ôh!
Fitahianao eh! .......ilaiko ôh!
Fahalebeazanao
Fahamendrehanao
Ny Fitiavanao
Fahatsarananao.
Oueeeh!
Ouh…
Tompo ô! Misaotranao aho fa nohon’ny
Fahalebeazanao tsy Takatrin’ny
saiko no nahatoizao ny fiainako!!
Deraina ikmvpzzd ianao Jesôsy eh!!! Ankalazaina ny
anaranao!
A/C : RANDRIANAIVO Lova
--------
Link:
Comments
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 11:20)
Ity hira ity dia mampiseho Fahafahana sy fitiavana lalina ary fanekena amin’ny fahefana sy fahasoavan’i Jesôsy Kristy
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taratra Hazavana MadagasikaraHits : 357
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 11:13
