Inty aho (Taratra Hazavana Madagasikara)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inty aho tompo ho zanakao e!
Inty aho afaka mahita ny Irakao
Inty aho vonona hanompo anao
Hitoriteny amin'ny izao tontolo izao
Hanolo-tena amin’ny foko manontolo
Mitenena amin'ny Tompo he izaho vonona
hijoro
Miala maina hatrany ny devoly sy satana
Tsy ambinina aminay sy tsy
manampahefana!
REFRAIN;
Ratoa ianao ka very amizao tontoloizao
dia Jesosy no antsoy fa Izy hanafaka anao
Manolora tena sy mibebaka hatrany
Jesosy ô! Anao ny fiainako o o o!
Manolora tena sy mibebaka hatrany
inty re aho fa manokatena
Ho reharehanao sy ny firenena
mandroso hatrany hatrany sy
hanetry tena
aorina kely dia Jesosy no hitsena
A/C: RANDRIANAIVO Lova
--------
Lien:
Commentaires
Taratrahazavana17 ( 25/07/2025 11:12)
"Inty aho"dia hira fanolorantena mba ho vavolombelona sy fanokanan-tena ho an'Andriamanitra
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Taratra Hazavana Madagasikara
Visites : 125
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 11:10
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2206