INDRO JESO (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Indro Jeso mitsangana mandona mora
ny varavaran'ny fonao izay sasatra
tsy nohenoinao va ny tarainan'ny Mpamonjy
maniry ny handray anao ho mpianany
na maro aza ireo otanao
mamatotra sy mangeja anao
Ny tononkira.serasera.org Tompo anie isan'andro dia
tsy sasatra ny miala yrhvtg nenina
ka aza miandry fa avia
manatona an'i Kristy
vohay ny varavaran'ny fonao hidirany
2)hevero anie ny fitiavan'ny Mpamonjy
anao mpanota
ny ainy no natolony
ka moa handa va ianao
handray ny famonjeny
meteza re hanaiky ny ltngai mba hodioviny
ireo ota izay heverinao
mamtotra sy mangeja anao
ho afaka raha izy no
ekenao ho tenao ijxvlajv Tomponao ka
ka aza miandry fa avia
manatona an'i Kristy
vohay ny varavaran'ny fonao hidirany
ANDRIAMALALA Rolland ,hira nomena ny STK Anosivavaka
ny varavaran'ny fonao izay sasatra
tsy nohenoinao va ny tarainan'ny Mpamonjy
maniry ny handray anao ho mpianany
na maro aza ireo otanao
mamatotra sy mangeja anao
Ny tononkira.serasera.org Tompo anie isan'andro dia
tsy sasatra ny miala yrhvtg nenina
ka aza miandry fa avia
manatona an'i Kristy
vohay ny varavaran'ny fonao hidirany
2)hevero anie ny fitiavan'ny Mpamonjy
anao mpanota
ny ainy no natolony
ka moa handa va ianao
handray ny famonjeny
meteza re hanaiky ny ltngai mba hodioviny
ireo ota izay heverinao
mamtotra sy mangeja anao
ho afaka raha izy no
ekenao ho tenao ijxvlajv Tomponao ka
ka aza miandry fa avia
manatona an'i Kristy
vohay ny varavaran'ny fonao hidirany
ANDRIAMALALA Rolland ,hira nomena ny STK Anosivavaka
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVisites : 2280
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toubiby
Date : 24/09/2016 10:01
