Akory ny talentanao? (STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Akory ny talentanao
voatolotra eo an-tananao
akory ny talentanao
moa mitombo va sa ahoana
2 fois
aza mba matory dyjgvms foana
na mandevina talenta
koa araraoty re ny andro
mba
akory tononkira.serasera.org ny talentanao...
indro Tompo o talenta roa tamiko
ka nahazoaka talenta roa hafa
ho Anao ry Tompo tsara ho voninahitrao
indro Tompo o talenta dimy tamiko
ka nahazoaka lkkdp talenta dimy hafa
ho Anao ry Tompo tsara ho voninahitrao
tsara izany ry mpanompo tsara
nahatoky tamin'ny kely
hotendrena hianao hanapaka ny be
fa hianao ry mpanompo ratsy
kamo mpanamavo ny didy
dia tsy mba mahasoa ka ariana ivelany
ry mpanompo mahatoky
miditra ljijxstp ao an-danitra
ka hiaraka hifaly
amin'Andriamanitra
2fois
voatolotra eo an-tananao
akory ny talentanao
moa mitombo va sa ahoana
2 fois
aza mba matory dyjgvms foana
na mandevina talenta
koa araraoty re ny andro
mba
akory tononkira.serasera.org ny talentanao...
indro Tompo o talenta roa tamiko
ka nahazoaka talenta roa hafa
ho Anao ry Tompo tsara ho voninahitrao
indro Tompo o talenta dimy tamiko
ka nahazoaka lkkdp talenta dimy hafa
ho Anao ry Tompo tsara ho voninahitrao
tsara izany ry mpanompo tsara
nahatoky tamin'ny kely
hotendrena hianao hanapaka ny be
fa hianao ry mpanompo ratsy
kamo mpanamavo ny didy
dia tsy mba mahasoa ka ariana ivelany
ry mpanompo mahatoky
miditra ljijxstp ao an-danitra
ka hiaraka hifaly
amin'Andriamanitra
2fois
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : STK ANOSIVAVAKA AMBOHIMANARINAVisites : 1880
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : toubiby
Date : 31/12/2016 09:20
