RAHA MINO HIANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Asa be dia be no efa vitan'Andriamanitra
Ho antsika ety lay zanany malalany
Hatramin'ny Aina aza nafoiny mba ho avotrao
Fa izaho sy hianao tsy mino fa miavona am-po
Raha mino hianao dia qxdanxif ho azonao ilay namboariny
hzjk Fiainana vaovao izay mbola tsy hitanao tety
Feno hasambarana feno fiadanana ihany koa
Honenanao ireo raha toa tsy lavinao
2- Aoka ho fantatrao fa Izy anie tsy mba manery anao
Fa manaja tononkira.serasera.org izay safidin'olobelona
Tsarovy ehguvvqc anefa fa tsy misy fiadanana
Ny tsy mankatoa ilay safidin'olombelona
Miangavy anao, mitalaho anie ilay Andriamanitra
Ny mba hidiranao amim-piainan-tsambatra vaovao
Ny hahasambatra anao ny hiadananao hiany koa
Izay no kinedriny minoa izany ianao
Raha mino hianao.....

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1505
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 08/02/2017 08:04