RAHA MINO HIANAO (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Asa be dia be no efa vitan'Andriamanitra
Ho antsika ety lay zanany malalany
Hatramin'ny Aina aza nafoiny mba ho avotrao
Fa izaho sy hianao tsy mino fa miavona am-po
Raha mino hianao dia ho azonao ilay namboariny
Fiainana vaovao izay mbola tsy hitanao tety
Feno hasambarana feno fiadanana fcfdtu ihany koa
Honenanao onzt ireo raha toa tsy lavinao
2- Aoka ho fantatrao fa Izy anie tsy mba manery anao
Fa manaja izay safidin'olobelona
Tsarovy anefa fa tsy misy fiadanana
Ny tsy mankatoa ilay safidin'olombelona
Miangavy anao, mitalaho anie ilay Andriamanitra
Ny mba hidiranao amim-piainan-tsambatra vaovao
Ny hahasambatra anao ny iqpktrmd hiadananao hiany koa
Izay no kinedriny minoa izany ianao
Raha tononkira.serasera.org mino hianao.....

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 1461
Likes : 0 Like
Created by : jeremiar1
Date : 08/02/2017 08:04