MIFANKATIAVA HIANAREO 25è (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny Ray be fitiavana, Nahary antsika,
Nandray antsika ho zanany
Ny fahasoavany naha toy izao antsika
Natolony ny fiadanany
Ref:
Jesosy mpamonjy no miteny
Tanteraho tononkira.serasera.org ny didy nomeny
Mba mifankatiava, mifankatiava, mifankatiava hianareo
Mifankatiava toy ny nitiavako anareo
2- Ny ota rehetra izao dia nofafany
Ny helontsika efa navela
Jesosy Kristy nandatsaka ny Ràny
Nahoana moa raha mifamela?
Jesosy Mpamonjy.....
3- Ilay Fanahy Masina nomen'ny Tompo
Mampiavana mampifandray
Mba reecsca hifanasoa, ary koa hifanompo
Fa samy zanaky ny Ray
Jesosy Mpamonjy....
4- Feno hafaliana izahay ry fegpl Tomponay
Manandram-peo misaotra Anao
Fa ny tananao, no mitantana anay
Ny Voninahitra anie ho Anao
Mba tafio ny wsudeefp hery avy Aminao
Izahay hankatoa ny didinao
Mba hifankatia, hifankatia,hifankatia izahay
Hifankatia toy ny nitiavanao anay
Nandray antsika ho zanany
Ny fahasoavany naha toy izao antsika
Natolony ny fiadanany
Ref:
Jesosy mpamonjy no miteny
Tanteraho tononkira.serasera.org ny didy nomeny
Mba mifankatiava, mifankatiava, mifankatiava hianareo
Mifankatiava toy ny nitiavako anareo
2- Ny ota rehetra izao dia nofafany
Ny helontsika efa navela
Jesosy Kristy nandatsaka ny Ràny
Nahoana moa raha mifamela?
Jesosy Mpamonjy.....
3- Ilay Fanahy Masina nomen'ny Tompo
Mampiavana mampifandray
Mba reecsca hifanasoa, ary koa hifanompo
Fa samy zanaky ny Ray
Jesosy Mpamonjy....
4- Feno hafaliana izahay ry fegpl Tomponay
Manandram-peo misaotra Anao
Fa ny tananao, no mitantana anay
Ny Voninahitra anie ho Anao
Mba tafio ny wsudeefp hery avy Aminao
Izahay hankatoa ny didinao
Mba hifankatia, hifankatia,hifankatia izahay
Hifankatia toy ny nitiavanao anay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1477
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : jeremiar1
Date : 09/02/2017 21:38
