ALINA MASINA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Alina masina alina miavaka
Feno hafaliana tokoa satria
Alim-piderana alim-pihobiana
Manerana izao tontolo izao
Henoy henoy ny feo'anjely
Henoy henoy mihira hoe
(Jesosy) jesosy teraka ho anao izao
Ao Betlehema no hitoerany tononkira.serasera.org izao
2-Noely masina noely miavaka
Noely andro malaza tokoa satria
Androm-piderana androm-pihobiana
hexr Hankalazana ilay Mpanavotra
Hobio hobio ry tany
Hobio hobio ny Anarany
(Jesosy) Jesosy teraka ho anao izao
ykhxb Ao Betlehema no itoerany izao
3-Avia ry olona ô! Avia vhilp ry tany ô!
Avia hitsaoka ilay Tompo Tsitoha
Satria Mpanjaka mahery Mpanjaka voatendry
Hanafaka izao tontolo izao
Derao Kristy Mpanjaka
Derao derao Jesosinao
(Jesosy) Jesosy teraka anio
Ao Betlehema no itoerany izao
Feno hafaliana tokoa satria
Alim-piderana alim-pihobiana
Manerana izao tontolo izao
Henoy henoy ny feo'anjely
Henoy henoy mihira hoe
(Jesosy) jesosy teraka ho anao izao
Ao Betlehema no hitoerany tononkira.serasera.org izao
2-Noely masina noely miavaka
Noely andro malaza tokoa satria
Androm-piderana androm-pihobiana
hexr Hankalazana ilay Mpanavotra
Hobio hobio ry tany
Hobio hobio ny Anarany
(Jesosy) Jesosy teraka ho anao izao
ykhxb Ao Betlehema no itoerany izao
3-Avia ry olona ô! Avia vhilp ry tany ô!
Avia hitsaoka ilay Tompo Tsitoha
Satria Mpanjaka mahery Mpanjaka voatendry
Hanafaka izao tontolo izao
Derao Kristy Mpanjaka
Derao derao Jesosinao
(Jesosy) Jesosy teraka anio
Ao Betlehema no itoerany izao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYVisites : 1679
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Jeremiar1
Date : 03/11/2021 20:49
