ALINA MASINA (SERAFIMA AMBOHIBAO TOBY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Alina masina alina miavaka
Feno hafaliana tokoa satria
Alim-piderana alim-pihobiana
Manerana izao tontolo izao
Henoy henoy ny feo'anjely
Henoy henoy mihira hoe
(Jesosy) jesosy teraka ho anao izao
Ao Betlehema no hitoerany zhamsc izao
2-Noely masina noely miavaka
mvxznd Noely andro malaza tokoa satria
Androm-piderana androm-pihobiana
Hankalazana ilay Mpanavotra
Hobio hobio ry tany
Hobio hobio ny Anarany
(Jesosy) Jesosy teraka ho anao izao
Ao Betlehema no itoerany tononkira.serasera.org izao
3-Avia ry olona ô! Avia ry tany ô!
Avia hitsaoka ilay Tompo Tsitoha
Satria Mpanjaka mahery Mpanjaka voatendry
Hanafaka izao tontolo izao
Derao Kristy Mpanjaka
Derao derao Jesosinao
pfhiehsd (Jesosy) Jesosy teraka anio
Ao Betlehema no itoerany izao
Feno hafaliana tokoa satria
Alim-piderana alim-pihobiana
Manerana izao tontolo izao
Henoy henoy ny feo'anjely
Henoy henoy mihira hoe
(Jesosy) jesosy teraka ho anao izao
Ao Betlehema no hitoerany zhamsc izao
2-Noely masina noely miavaka
mvxznd Noely andro malaza tokoa satria
Androm-piderana androm-pihobiana
Hankalazana ilay Mpanavotra
Hobio hobio ry tany
Hobio hobio ny Anarany
(Jesosy) Jesosy teraka ho anao izao
Ao Betlehema no itoerany tononkira.serasera.org izao
3-Avia ry olona ô! Avia ry tany ô!
Avia hitsaoka ilay Tompo Tsitoha
Satria Mpanjaka mahery Mpanjaka voatendry
Hanafaka izao tontolo izao
Derao Kristy Mpanjaka
Derao derao Jesosinao
pfhiehsd (Jesosy) Jesosy teraka anio
Ao Betlehema no itoerany izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SERAFIMA AMBOHIBAO TOBYHits : 1684
Likes : 0 Like
Created by : Jeremiar1
Date : 03/11/2021 20:49
