ho maivana aminao (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ö ! Ry Tompo tia ,mitaraina Aminao
Mba esory amiko re yusrxzv ity kapoaka ity
Fa tena mafy loatra ka mila tsy zakanay
Ka meteza Ianao uiovdio ry Ray ,hiara-dalana aminay

2-Ô ! Ry Tompo tia ,mangataka Aminao
Mba omeo anay tokoa,izay rehetra mahasoa
Satria fantatray fa ianao no mahay
Ka omeo anay tokoa ,izay rehetra mahasoa
Amin’izao fiainana tononkira.serasera.org izao
REF
Ianao no efa niteny:mankanesa aty Amiko
Ianao zay miasa fatratra sy mavesatr’entana
Fa mrzgrysu Izaho no hanome fitsaharana ho anao
Dia ho maivana tokoa :
izany zioganao-entanao-fiainanao.

                     A . Hery Razanakoto  (Juil 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 321
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:50
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0568