Ampidiro aloha ny tenimiafina
ho maivana aminao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ö ! Ry Tompo tia ,mitaraina Aminao
Mba esory amiko re ity kapoaka ity
Fa tena mafy loatra ka mila tsy zakanay
Ka meteza Ianao ry tvvcmdhj Ray ,hiara-dalana aminay
2-Ô ! Ry Tompo tononkira.serasera.org tia ,mangataka Aminao
Mba omeo anay tokoa,izay rehetra mahasoa
Satria fantatray fa ianao no mahay
Ka omeo anay tokoa ,izay rehetra mahasoa
Amin’izao fiainana izao
REF
Ianao no efa niteny:mankanesa aty Amiko
Ianao zay miasa fatratra sy mavesatr’entana
Fa Izaho no hanome fitsaharana ho anao
Dia ho maivana tokoa :
izany zioganao-entanao-fiainanao.
gputc A . Hery Razanakoto (Juil ckeey 2019)

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 355
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:50