antsoy aho (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Marobe tokoa toa mfqxal tsy tambo isaina
Mila tsy ho zaka ho zakaina
Ireo olana izay miseho ety
Ka mapitoloko e ! Sy mampitoreo

2-Toa miseho lany isan’andro hatrany
Mila tsy tonty ka mampitomany
Toa mitombo  foana ny ady ho sedraina
Ka mampitaraina st mampiferonaina

REF:
Antsoy Aho de ho valiako ianao  hoy Jehovah
Zaho manana làlana hdpzqc iheverako anao
Làlana tsy hitondra loza fa fiadanana
Matokia tononkira.serasera.org ahy dia ho hitanao ny làlana

   wielkxm  A.Hery Razanakoto(18 Août 2017)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 546
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:50
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0319