Ampidiro aloha ny tenimiafina
antsoy aho (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Marobe tokoa toa tsy tambo isaina
Mila tsy ho zaka ho yaemllqa zakaina
Ireo olana izay miseho ety
Ka mapitoloko e ! Sy mampitoreo
2-Toa miseho lany isan’andro hatrany
Mila tsy tonty ka mampitomany
Toa mitombo foana ny ady ho sedraina
Ka mampitaraina st mampiferonaina
REF:
Antsoy Aho de ho valiako ianao hoy rwjk Jehovah
Zaho manana làlana iheverako anao
Làlana tsy hitondra loza fa fiadanana
Matokia ahy dia ho hitanao ny làlana tononkira.serasera.org
A.Hery Razanakoto(18 Août 2017)
tifjnkg
Mila tsy ho zaka ho yaemllqa zakaina
Ireo olana izay miseho ety
Ka mapitoloko e ! Sy mampitoreo
2-Toa miseho lany isan’andro hatrany
Mila tsy tonty ka mampitomany
Toa mitombo foana ny ady ho sedraina
Ka mampitaraina st mampiferonaina
REF:
Antsoy Aho de ho valiako ianao hoy rwjk Jehovah
Zaho manana làlana iheverako anao
Làlana tsy hitondra loza fa fiadanana
Matokia ahy dia ho hitanao ny làlana tononkira.serasera.org
A.Hery Razanakoto(18 Août 2017)
tifjnkg
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 631
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:50
