FAHATSIAROVANA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho fahatsiarovako anao no ivetsoako toa nlacawyf izao
Ka tononkira.serasera.org n’aiza misy anao, aoka tsy hohadinonao
Fa ny foko izay efa tia
Mandra-maty tsy miova ho doria
Aoka tsy holotoina ny fhbe dina izay efa vita
Fa andrao any aoriana hanody ny androntsika
Ny voady izay natao xizjyet tsarovy ka mba hajao
Fa ny fitiavako anao tsy miova hatrizao

--------
Lien: