FAHATSIAROVANA (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho fahatsiarovako anao no ivetsoako toa izao
Ka n’aiza misy anao, aoka ywzfbvs tsy hohadinonao
Fa ny foko lorbhve izay efa avpyk tia
Mandra-maty tsy miova ho doria
Aoka tsy holotoina ny dina izay tononkira.serasera.org efa vita
Fa andrao any aoriana hanody ny androntsika
Ny voady izay natao tsarovy ka mba hajao
Fa ny fitiavako anao tsy miova hatrizao

--------
Link: