Noho ianao (ROHAMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ouhhhhh ouhhhh ouhhNoho ianao (Noho ianao)
No Indro Izy nandao ny lanitra (Noho ianao)
Nilaozany ny lapa soa (Noho ianao)
Hanananao fiadanam-po (ahhhhh)
Noho ianao (Noho ianao)
No nihafiny mafy kapoka (ahhh)
Ka nandrovitra ny fony (Ahhh)
Ho fanafody velona
Hahasitrana ny aretina
Ny lohany feno tsilo koa
Nanjary nahasoa
Kanefa izaho toa tsy miraika (tsy miraika)(tsy miraika)
Kanefa ianao toa mbola tsy mety mangoraka
Jesosy o
Aoka ny famindrapo , Hanaraka azy re
Jereo ty olonao, ry be fiantrana be
Jesosy o mamela ny hadalana vita
Izay mbola nataoko taminao
(Jesosy o)
Ianao anie hanome fanahim-pahendrena ato anatiko
Etseho ny fitiavanao , torio ny sitraponao
Fa zaza 'zay diso lalana
Noho ianao , noho ianao, noho ianao
Noho ianao, no niaretany ireo jaly re
Dia mbola nitakaroba koa
Ianao nahazo zavatsoa
Noho iana(Noho ianao)
No nanekeny hofaty, ijaly teo
Teo ankazo fijaliana
Ny lefona sy fantsika, Nalentika nalatsadra
Ny rany latsaka tamin'iny no fanadiovana
Kanefa izaho toa tsy miraika
Kanefa ianao toa mbola tsy mety mangoraka.
(Jesosy o)
Aoka ny famindrapo , Hanaraka azy re
Jereo ty olonao, ry be fiantrana be
Jesosy o mamela ny hadalana vita
Izay mbola nataoko taminao
(Jesosy o)
Ianao anie hanome fanahim-pahendrena ato anatiko
Etseho ny fitiavanao , torio ny sitraponao
Fa zaza 'zay diso lalana
(Jesosy o)
Aoka ny famindrapo , Hanaraka azy re
Jereo ty olonao, ry be fiantrana be
Jesosy o mamela ny hadalana vita
Izay mbola nataoko taminao
(Jesosy o)
Ianao anie hanome fanahim-pahendrena ato anatiko
Etseho ny fitiavanao , torio ny sitraponao
Fa zaza 'zay diso lalana
(Jesosy o)
Sokafy koa ny maso
Hahita ny fitiavanao manokana
He sambatra tokoa, fa manana mpamonjy soa.
Jesosiko, jesosiko.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : ROHAMAVisites : 228
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Arofenitra
Date : 09/06/2024 11:44