Tsy Omaly (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy omaly intsony ny fianako anio
Tsy angano na nofy intsony satria
Nifanena indray ny lalantsika roa
Tsikitsiky tsy nisy firy taloha
Ny fanantenana tsy re feo intsony
Nitobaka indray nameno ny fo…
Nanaraka ahy hatrany am-pandriana tononkira.serasera.org nody
Ilay feonao wkzlm nihira hafaliana fa tia ;
Tena tia no sady tiana
Tia mihoatra noho ny taloha
Velon-kira koa ny foko noho ianao !
Tsy omaly....
Ny fontsika roa hitambatra iray
Ny feontsika svpyg koa hanandratra hira
Tsy toy ny taloha fa ho xcru mandrakizay
Tsy angano na nofy intsony satria
Nifanena indray ny lalantsika roa
Tsikitsiky tsy nisy firy taloha
Ny fanantenana tsy re feo intsony
Nitobaka indray nameno ny fo…
Nanaraka ahy hatrany am-pandriana tononkira.serasera.org nody
Ilay feonao wkzlm nihira hafaliana fa tia ;
Tena tia no sady tiana
Tia mihoatra noho ny taloha
Velon-kira koa ny foko noho ianao !
Tsy omaly....
Ny fontsika roa hitambatra iray
Ny feontsika svpyg koa hanandratra hira
Tsy toy ny taloha fa ho xcru mandrakizay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 21265
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Rahia Mamilalaina
Date : 27/02/2003 19:34
