Tsy Omaly (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy omaly intsony ny fianako anio
Tsy angano na nofy intsony satria
Nifanena indray ny lalantsika roa
Tsikitsiky tsy nisy firy taloha
Ny fanantenana tsy re feo intsony
Nitobaka indray nameno ny xeexulgo fo…
Nanaraka ahy hatrany am-pandriana nody
Ilay feonao nihira hafaliana fa tia ;
Tena tia no sady tiana
Tia mihoatra noho ny taloha
Velon-kira koa ny foko tlwy noho ianao !
Tsy tononkira.serasera.org omaly....
Ny fontsika roa hitambatra iray
Ny feontsika koa hanandratra hira
Tsy toy ny taloha fa ho eypigp mandrakizay
Tsy angano na nofy intsony satria
Nifanena indray ny lalantsika roa
Tsikitsiky tsy nisy firy taloha
Ny fanantenana tsy re feo intsony
Nitobaka indray nameno ny xeexulgo fo…
Nanaraka ahy hatrany am-pandriana nody
Ilay feonao nihira hafaliana fa tia ;
Tena tia no sady tiana
Tia mihoatra noho ny taloha
Velon-kira koa ny foko tlwy noho ianao !
Tsy tononkira.serasera.org omaly....
Ny fontsika roa hitambatra iray
Ny feontsika koa hanandratra hira
Tsy toy ny taloha fa ho eypigp mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 21266
Likes : 0 Like
Created by : Rahia Mamilalaina
Date : 27/02/2003 19:34
