Mahery ny fitia (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy fanahy iniana
Ny resin’ny tiana
Fa mahery ny Fitia
Ianao mpanakina
Nanjary mangina
Fa mahery qokriovi ny fitia
Ny tononkira.serasera.org tena mahazendana indrindra
Ianao anuw mpiriaria tsy mifindra
Tamana tokoa ve
Fiovana lehibe
O! Mahery ny fitia
Tsy tarehy sy bika
No iarahantsika
Fa mahery ny fitia
Tsy fatoram-boady
Na gadram-mpivady
Fa mahery ny gvqluerj fitia
Tsy hoe hifampi-banjina tsy miato
Fa roa mampiaradia te hilanto
Hamafa ny lasa
Hiara-hikasa
Fa mahery ny Fitia
Ny resin’ny tiana
Fa mahery ny Fitia
Ianao mpanakina
Nanjary mangina
Fa mahery qokriovi ny fitia
Ny tononkira.serasera.org tena mahazendana indrindra
Ianao anuw mpiriaria tsy mifindra
Tamana tokoa ve
Fiovana lehibe
O! Mahery ny fitia
Tsy tarehy sy bika
No iarahantsika
Fa mahery ny fitia
Tsy fatoram-boady
Na gadram-mpivady
Fa mahery ny gvqluerj fitia
Tsy hoe hifampi-banjina tsy miato
Fa roa mampiaradia te hilanto
Hamafa ny lasa
Hiara-hikasa
Fa mahery ny Fitia
--------
Link:
Comments
gemsmiariniaina
(
13/05/2016 20:26)
mafinaritra Rija ny kantonao fa tohizo hatrany a!
fa iza kay azafady no mamorona ny hiranao?
fa iza kay azafady no mamorona ny hiranao?
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 12927
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/10/2001 23:10
