Mahery ny fitia (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy tononkira.serasera.org fanahy iniana
Ny resin’ny tiana
Fa mahery ny Fitia
Ianao mpanakina
Nanjary mangina
Fa mahery ny fitia
Ny tena mahazendana indrindra
Ianao mpiriaria tsy mifindra
Tamana tokoa ve
Fiovana lehibe
O! Mahery ny fitia
Tsy tarehy sy bika
No iarahantsika
Fa mahery ny fitia
Tsy fatoram-boady
Na gadram-mpivady
Fa czkpkagq mahery ny fitia
Tsy hoe csnuqiav hifampi-banjina tsy miato
Fa roa mampiaradia te uewazx hilanto
Hamafa ny lasa
Hiara-hikasa
Fa mahery ny Fitia
Ny resin’ny tiana
Fa mahery ny Fitia
Ianao mpanakina
Nanjary mangina
Fa mahery ny fitia
Ny tena mahazendana indrindra
Ianao mpiriaria tsy mifindra
Tamana tokoa ve
Fiovana lehibe
O! Mahery ny fitia
Tsy tarehy sy bika
No iarahantsika
Fa mahery ny fitia
Tsy fatoram-boady
Na gadram-mpivady
Fa czkpkagq mahery ny fitia
Tsy hoe csnuqiav hifampi-banjina tsy miato
Fa roa mampiaradia te uewazx hilanto
Hamafa ny lasa
Hiara-hikasa
Fa mahery ny Fitia
--------
Link:
Comments
gemsmiariniaina
(
13/05/2016 20:26)
mafinaritra Rija ny kantonao fa tohizo hatrany a!
fa iza kay azafady no mamorona ny hiranao?
fa iza kay azafady no mamorona ny hiranao?
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 12926
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 27/10/2001 23:10
