Maso lavitra (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io fa mitsikitsiky, io fa mihomehimehy
Io fa mangata-maso, mangala-pijery
Iny fa nifanantona, nifanome adressy
Nifanome numéro ao anaty carnet, voasoratra @ sitlo
Rehefa harivriva ny andro, eo am-bodi-téléphone
Taitaitra be ery, sao dia misy sonnerie, sao dia krerg miantso eo leiry
Ref:Na ny eiuqghc lahy na ny vavy
Ny vavy sarin-dahy
Ny lahy sarim-bavy tandremo sao manavy
ny SIDA
Iny fa nifanoroka, sy nifampidorodoroka
Mirevirevy labiera sy mifampiserasera
Iny tononkira.serasera.org fa misafosafo, sy misakafokafo
Trondro carpe ny laoka, tsy misy mivoaka, tsy misy mitsoaka
Rehefa tena dôzidôzy, tena miova be ilay paozy
Misefosefo mihenahena, toa vazaha bora-mena wsmwi ao anaty jiro mena
Ref:...................................

--------
Rohy: