Commando (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola boy kely aho
Mpianatry ny EPP
Tsy mba manam-bola
Hividianana kahie
Najanona ny bôsy
Fa mitady sôsy
Manera eny an-tsena
Dia mitady ran-kena
Mijery video
Porno sy cwcayi commando
Ireny no école a!
Any anaty trano tôle a!
Ref:
Hanao commando aho rehefa lehibe
Hanavotra an’I Gasikara
Eo ambanin'ny vahoan’ireo tsy valahara
Hanao terorista sy tena gaigy be
Hanao kamikaze e!
Hametraka baomba @ ireny lapa(trano) phwz be!
Gasy mafiady
Nefa mba tononkira.serasera.org mitady
Fa iza koa ireny
Lasa wksj ngetroka ireny
Fa mahitahita
Vetivety dia tafita
Mpanodina fananana
Nefa lasa mpanana
Mpanao propagandy
Sy mahavandy
Izy samy ngeza
Mbola mitady seza
Mpianatry ny EPP
Tsy mba manam-bola
Hividianana kahie
Najanona ny bôsy
Fa mitady sôsy
Manera eny an-tsena
Dia mitady ran-kena
Mijery video
Porno sy cwcayi commando
Ireny no école a!
Any anaty trano tôle a!
Ref:
Hanao commando aho rehefa lehibe
Hanavotra an’I Gasikara
Eo ambanin'ny vahoan’ireo tsy valahara
Hanao terorista sy tena gaigy be
Hanao kamikaze e!
Hametraka baomba @ ireny lapa(trano) phwz be!
Gasy mafiady
Nefa mba tononkira.serasera.org mitady
Fa iza koa ireny
Lasa wksj ngetroka ireny
Fa mahitahita
Vetivety dia tafita
Mpanodina fananana
Nefa lasa mpanana
Mpanao propagandy
Sy mahavandy
Izy samy ngeza
Mbola mitady seza
--------
Lien:
