Mifona (Rbrl)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tany amin'izao tontolo izao
No nitady fahasambarana
Tany amin'ny ratsy ojgzd hatrany no nandehanana
Nanadino Anao, jamba ny ota natao
Fa maniry kosa izao ny ho aoroset tantananao
Mifona e, mifona aho Jesosy o
Ampio e, fa sarotra ny lalana
Tsy hiankina amin-javatra hafa intsony ny foko
Fa Ianao irery ihany no tiako
Manantena aho anio 'lay sandrim-pitiavana
Hampijoro, hampitraka, hiazona, hitantana
Tsy hanadino Ianao ary tsy handao
Fa omenao toky aho fa ho tantananao
Misaotra e, misaotra Jesosy o
Mahatoky e, fa Ianao hitari-dalana
Tsy hiankina agjzj amin-javatra hafa intsony tononkira.serasera.org ny foko
Fa Ianao irery ihany no tiako
F'ity no hafatra
Tsy maintsy hiandry loza ve vao hibebaka?
Sao dia tara loatra ka andao re ry namako
Dieny izao hanomana ny dia
Koa androany henoy ny tononkira
Miantso hoe aza variana
Aok'izay ny fahotana
Ndao resena sy hialana
Aoka izay fa aza mihanahana
Tsy tianao ve ny ho any Kanana?
A/C: Fitiavana Rbrl

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RbrlVisites : 899
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Fitiavana_Rbrl
Date : 13/12/2022 18:11