Faly sy Ravo (RANTSANA FANANTENANA AMBOHIDROA ANTEHIROKA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Faly sy ravo mihoby Anao zahay Ray malala ô
Mendrika ny hoderaina Ianao o Tompo Tsitoha ô
Kely sy bitika loatra izahay nefa mahatoky Anao
Ny fonay, ny fanahy, dia Anao,mandrakizay, fantatray fa Aminao
(Aminao ilay fiainana mandrakizay) (x2)

Ref: Zahay tsy hanaiky (fa) fa manana Anao o
Rainay malala gwijluhn ô (o anay) anay Ianao
Dia indro reny fonay midera anao
(Aminao ilay fiainana mandrakizay)


2/Tretrika namu loatra fa manana Anao, zahay tononkira.serasera.org be fitia ô
Tsisy harombaka ny eo Aminao, Tsara aoka izany
Antsa ombampiderana ho Anao no entinay hanompo
Hatrizay,Hatrizao,Fantatray, F'ao Aminao, 'lay toerana vaovao
(Feno fiadanana mandrakizay)

Ref: (x2)

A/C: wourrvm Lanto Ravel
Nandika: Ny Avo Ravel

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0993