Ho an'i neny (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny tebitebiko
Ny amin’ny ho avin’ireo zanako
No nosedrainao koa tamin’ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao
Raha ny fifaliako
Ny amin’ny fitositosiny
No fahasambaranao koa tamin’ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao
REF:zao lehibe izao,miaina izay niainanao
vao tena tsapa ilay fitiavanao
ka tafatoetra ao am-poko ao
fa rariny raha tiako(2)ianao
Raha toy ny jaliko
Rehefa qrmpz marary izy indraindray
No tononkira.serasera.org fahorianao koa tamin’ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao
Raha ny fahatezerako
Rehefa misy ditraditra izay
No efa niainanao koa tamin’ny andronao taloha
Dia rariny raha tiako ianao
REF:zao lehibe ydxgw izao,misedra izay niainanao.....
Raha toy ny fanahiako
Raha manotany tena aho indraindray
Ho tiany foana dlylemk aho ve,rahatr’izay izy lehibe?
Dia matoky fa tiako ianao
REF:zao lehibe izao,misedra izay niainanao...

--------
Lien: