Ry raiko o (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry izvjmmv Raiko o! Nahoana moa no tamiko ny tendrinao
Izaho hiffnpla izay simba sy efa lo, tsy afak'ota hatramin'izao
Tsy mendrika ny ho toa Anao sy ho mpitondra hafatra
Ka hampitraka ny fanahin'ireo izay mandry an-tatatra
Ry Raiko o! Tsy sahiko
Ny hangataka Aminao indray
Hoe mamindra fo amiko
Koseho 'reo ditrako hatrizay
Tsy mendrika rurw ahy ry Tompo o!
Ny Anaranao
K'anefa ekeko ihany f'Ianao no efa niantso
Hamafa ny tomany sy hamaoka ranomaso
Fa maro sesehena ireo ory sy mijaly
Mahantra mahonena tsy afaka hifaly
Ry Raiko o! Ny sitrakao
No tanteraho amiko
Fa tononkira.serasera.org vonona aho ho irakao
Hanondrotra ny taniko
An-tratranao mandrakizay ho Anao ry Ray

--------
Lien: