Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry raiko o (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry Raiko o! Nahoana moa no tamiko hsqr ny tendrinao
Izaho izay simba sy wmlr efa lo, tsy afak'ota hatramin'izao
Tsy mendrika ny ho toa Anao sy ho mpitondra hafatra
Ka hampitraka ny fanahin'ireo izay mandry an-tatatra
Ry Raiko o! Tsy sahiko
Ny hangataka Aminao indray
Hoe mamindra fo amiko
Koseho 'reo ditrako hatrizay
Tsy mendrika ahy ry Tompo o!
Ny Anaranao
K'anefa ekeko bsni ihany f'Ianao no efa niantso
Hamafa ny tomany sy hamaoka ranomaso
Fa maro sesehena ireo ory sy mijaly
Mahantra mahonena tsy afaka hifaly
Ry Raiko o! Ny sitrakao
No tanteraho amiko
Fa vonona aho ho irakao
Hanondrotra tononkira.serasera.org ny taniko
An-tratranao mandrakizay ho Anao ry Ray

--------
Link: