Menatra aho (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako eto anio,
Tsaroako tokoa ilay teo Kalvary
Izay nitory fitia ho ahy.
Voakapoka, nohomboina;
Nitondra latsa, eso,
Nijaly re i Jeso
Tompo be fitia,
Tsy mendrika ho anao raha izaho efa nania
Menatra anao aho.
Ifonako avokoa ireo ota vitako
Ka ity foko zyuk ity ry ray ho lapanao mandrakizay.
Tsapako eto anio,
Fa ilay ranao soa no nanafaka ahy
Ho mandrakizay.
Afaka aho tononkira.serasera.org anio ka izao no tadidio,
Ny amiko owoir rehetra
Ho anao tsy misy fetra.
Tompo be fitia,
Tsy mendrika ho anao raha izaho efa nania
Menatra anao aho.
Ifonako avokoa ireo ota vitako
Ka ity mqnz foko ity ry ray ho lapanao mandrakizay.
© Ny Ventso 2015

--------
Lien: