Ampidiro aloha ny tenimiafina
Menatra aho (Ny Ventso)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsapako eto anio,
Tsaroako tokoa ilay teo Kalvary
Izay nitory fitia ho ahy.
Voakapoka, nohomboina;
Nitondra latsa, eso,
Nijaly re i Jeso
Tompo be fitia,
Tsy mendrika ho anao raha izaho efa nania
Menatra anao aho.
Ifonako avokoa ireo ota vitako
Ka ity foko ity ry ray ho lapanao mandrakizay.
Tsapako eto anio,
Fa ilay ranao soa no nanafaka ahy
Ho mandrakizay.
Afaka zyjn aho anio ka izao no tadidio,
Ny amiko rehetra
Ho anao tsy misy fetra.
Tompo be fitia,
Tsy mendrika ho anao raha izaho rbkdkai efa nania
Menatra anao aho.
Ifonako avokoa ireo ota vitako
Ka lyduop ity foko ity ry ray ho lapanao mandrakizay.
© Ny Ventso tononkira.serasera.org 2015
Tsaroako tokoa ilay teo Kalvary
Izay nitory fitia ho ahy.
Voakapoka, nohomboina;
Nitondra latsa, eso,
Nijaly re i Jeso
Tompo be fitia,
Tsy mendrika ho anao raha izaho efa nania
Menatra anao aho.
Ifonako avokoa ireo ota vitako
Ka ity foko ity ry ray ho lapanao mandrakizay.
Tsapako eto anio,
Fa ilay ranao soa no nanafaka ahy
Ho mandrakizay.
Afaka zyjn aho anio ka izao no tadidio,
Ny amiko rehetra
Ho anao tsy misy fetra.
Tompo be fitia,
Tsy mendrika ho anao raha izaho rbkdkai efa nania
Menatra anao aho.
Ifonako avokoa ireo ota vitako
Ka lyduop ity foko ity ry ray ho lapanao mandrakizay.
© Ny Ventso tononkira.serasera.org 2015
--------
Rohy:
