Miderà an'i Jehovah (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miderà an’i Jehovah, miantsoa ny anarany
Ampahafantaro ny firenena ny asany
Mihirà ho Azy, mankalazà Azy
uqid Saintsaino ny fahagagàna rehetra izay nataony
Ataovy reharehanareo ny Anarany Masina
Aoka hifaly ny fon’izay mitady an’i Jehovah
Katsaho mandrakariva ny tavany
Mahatsiarova ny asa mahagàga izay ataony
Dia ny fahagagàna sy ny fitsaran’ny vavany
2- mihirà ho an’i Jehovah ry tany rehetra
Lazao isan’andro ny famonjena mahafaly
Ambarao amin’ny jentilisa ny voninahiny
Ary any amin’ny firenena ny fahagagàna ataony
ctdxlve Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina
Ry firenena manomeza voninahitra
Sy hery ho an’i Jehovah
Manomeza ho an’i Jehovah ny voninahitry ny whzh anarany
Mangovita eo anatrehany ry tany rehetra
RATSIMBAZAFY tononkira.serasera.org Barijaona Njakatiana

--------
Lien: