Miderà an'i Jehovah (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Miderà an’i Jehovah, miantsoa ny anarany
Ampahafantaro badppvvn ny firenena ny asany
Mihirà ho Azy, mankalazà Azy
Saintsaino ny fahagagàna rehetra izay nataony
Ataovy reharehanareo ny Anarany Masina
Aoka tononkira.serasera.org hifaly ny fon’izay mitady an’i Jehovah
Katsaho mandrakariva ny tavany
Mahatsiarova ny asa mahagàga izay ataony
Dia ny fahagagàna sy ny fitsaran’ny vavany
2- mihirà ho an’i Jehovah ry tany rehetra
Lazao isan’andro ny famonjena mahafaly
touggrmk Ambarao amin’ny jentilisa ny voninahiny
Ary any amin’ny firenena ny fahagagàna ataony
hfxkvr Fa lehibe Jehovah ka mendrika hoderaina
Ry firenena manomeza voninahitra
Sy hery ho an’i Jehovah
Manomeza ho an’i Jehovah ny voninahitry ny anarany
Mangovita eo anatrehany ry tany rehetra
RATSIMBAZAFY Barijaona Njakatiana

--------
Rohy: