TOLAIN TOLAIN (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vory ny mpianakavy,
Ny lahy ny tovovavy
Samia ary maka seza,
Ny bitika na ny ngeza
i kala marary andoha,
Amboary ny pataloha
i se raha marary nify,
Sokiro ny tai-tsofina
Ary ianareo mivady,
Mitady koa raha mitady

Tôlain tôlain
Tôlain ton ton tôlain ton
Tain tain tain tôlain tain


Nahoana no tsy miteny e ?
Nilaozan’ i kala sipa !
Nahoana’ ty no tsy miteny e ?
Nilaozan’ i kala sipa !
Rasipa manja kely
Mahay mampifilafila
Moa va tsy fantatrao fa
Ataony mivaralila
Na antitra na kilonga
Rasipa tsy misomonga
‘Zay rehetra miangola
Dia lasa any koa ny vola

Rasipa ao an-trano tsara
Madama voakarakara
Nivadika ny kilé
i Rasipa lasa nadeha
Nahita ny tsaratsara
Dia lasa namonjy gara

Tôlain tôlain
Tôlain ton ton tôlain ton
Tain tain tain tôlain tain

NY NANAHARY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ny Nanahary
Vangy : 2042
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : BrunoPAYET
Daty : 22/07/2014 20:52
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0875