Noelin'ny kamboty (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref :
Ny noelinay ry zareo,
Ao an-trano bongo mangingina,
Tsy mba laoka vorontsiloza
Fa sosoa miampy kitoza.
Tanin’afo dia izay,
Rom-patsa miaro sakay ;
Tsembotsemboka eo ry zandry
Fa tomany kosa ry zoky,
Tomany fa kamboty.


Mahatsiaro ireo andro fahiny mbola nisy an’Ikaky hitosiana,
’Zao anefa dia afaka ho aiza fa nilaozan’ny reny nitaiza
Gadon-kira atopan’ny oyvljxkf alina no sisa mandrotsy ombieny.

Feom-baliha tinerin’ny sento bznaavwb no miritsoka mamelovelo,
Singanin’ny feon-dakolosy izay manaitra indray ny alahelo,
Hany hery ny fo ngolingoly manokatra ny Baiboly.

Raha mahita anay tsy miteny dia mandroaka mena masoandro,
Nefa kosa mba tsarovy ihany fa kodiarana anie tononkira.serasera.org izany tany.
Raha scpxcq anio izahay no tomany, ampitso mbola hifaly.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Nanahary
Visites : 17331
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pissoa
Date : 03/10/2006 20:37
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0296