Midona (Ny Nanahary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midona e, midona ny oran-ko avy
Manako, manako ao am-po mahatsiahy
Nahoana no ambiaty ladinin'antsoro
Sy rindrina rava no sisa mijoro
Adino va re zany tany whopwj nihaviana ?

Midona e, midona ny oran-ko avy
Manako, manako ao am-po mahatsiahy
Nahoana no ambiaty tononkira.serasera.org ladinin'antsoro
Sy rindrina rava no sisa mijoro
Adino va re zany tany nihaviana ?

Ny rano sotroina va re no nangidy
No nilaoza-nifindra
Ny rivotra iainana ve no tsy tanty
Ka naleo any an-kafa ?

Raha toa re ufcfp ka vazo mitovy nahoana
No avela hirodana sy zary moana
Ka vorona sisa manorin'akany.

Midona e, midona ny oran-ko avy
Manako, manako ao am-po mahatsiahy
Nirodana ve zany fanantenana
Ka zary malama ny lalan-kombana e
Tomany, tomany ny fo mahatsiahy mmm
Tomany, tomany ny fo mahatsiahy vrplsaz mmm
Tomany, tomany ny fo mahatsiahy.

Ny Nanahary Bemangovitra 1982

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Ny Nanahary
Hits : 857
Likes : 0 Like
Created by : jantina
Date : 01/11/2023 21:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0473