Ry TANIKO (Ny Menafify)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Indraindray mitotomany aho
Raha mijery, ity taniko
Mitoetra, toa ngazana, toa tany hay
DAM,DAMBIM,DAMBIM (Beso)
Nihezaka aho ny hanatsara anao e!
Nihezaka aho, ho tia anao mandra-maty
RY TANIKO !

2- Indraindray mitotomany aho
Raha mijery, ity taniko
Mitoetra, toa ngazana, toa tany hay (ooo!)
Nihezaka aho ny hanatsara anao e!
Nihezaka aho, ho tia anao mandra-maty
RY TANIKO !

O! O! O! (Beso)

Ref:
Ry tany, ry tany, tsy foiko
Ho tiako, ho tiako ianao

Unisson:
Eny. Omeko ny heriko rehetra
Hiasa ho anao,
RY TANIKO !

O! O! O! (Beso)

Ref:
Ry tany, ry tany, tsy foiko
Ho tiako, ho tiako ianao

Unisson:
Eny. Omeko ny heriko rehetra
Hiasa ho anao,
RY TANIKO !
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Menafify
Visites : 64
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : JosoaAdr
Date : 02/11/2025 12:26
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1608