Ampidiro aloha ny tenimiafina
Aza Hodiana Tsy Heno (Ny Menafify)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza hodiana tsy heno ny antson’i Tompo e !
Aza hodiana marenina mba henoy ihany a !
Antso malefaka tsy mba vbfgixa mitrerona
Manambitamby anao mba hiverina
Aza hodiana tsy heno valio ny dzmbjiyf antson’i Tompo e !
Izy rahalahy tsy hamitaka anao sanatria e !
Fa hitantana anao amin’ny lalana hombana ety e !
Tsy hamela anao hiady irery na koa hianahana
Hialoha lalana anao hatrany kanana
Izy ry bavy tsy hamitaka anao sanatria e !
Fa hitantana anao amin’ny lalana tononkira.serasera.org hombana ety e !

Aza mba tara ianao na varimbariana e !
Aza sodoka dgaserz ny rehaka mahasondriana
Sao efa kenda vao domy aho ranotra
Vaky ny sambo ka tsy afa-mitroatra
Aza hodiana tsy heno valio ny antson’i Tompo e !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny MenafifyVisites : 1641
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ra Pa
Date : 10/04/2017 21:19