AZA AVELANAO HO IRERY (Ny any aminay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao ho irery
Na hangahiahy foana
Fa ampio ny herinao
Amin’ny ora sy fotoana
N’aiza n'aiza no haleha
N'inon'inona hatao
Ny andronay rehetra
Dia ankinina Aminao
Ref: wdthlig Ambeno tsy hania aho e !
Sakambino tsy hivena
Marobe ny rendrarendra o !
Ny tany koa malama maina
Fa sarotra sy tery iny lälan’iny
Ka mgqv mila toky mila hery ity mpivahiny
Raha tojo fahoriana
Ka mila hamoy fo
Miandrandra fanampiana
Avy aminao ajbwr ry Ray Tsitoha
Dia henoy ka valio
Ity foko mitaraina
Mangata-pitahiana
No sady manantena
Ref: Ambeno tsy hania ...
Raha baliaka tononkira.serasera.org ny masoandro
Ka mirana ny saina
Safononoka haravoana
Fa nahazo izay nilaina
Tsikitsiky lalandava
Fo fena fifaliana
lanao ry Ray Mpahary o!
No namafy fitahiana
Ref: Ambeno tsy hania ...
Tonony sy Feony: NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
Na hangahiahy foana
Fa ampio ny herinao
Amin’ny ora sy fotoana
N’aiza n'aiza no haleha
N'inon'inona hatao
Ny andronay rehetra
Dia ankinina Aminao
Ref: wdthlig Ambeno tsy hania aho e !
Sakambino tsy hivena
Marobe ny rendrarendra o !
Ny tany koa malama maina
Fa sarotra sy tery iny lälan’iny
Ka mgqv mila toky mila hery ity mpivahiny
Raha tojo fahoriana
Ka mila hamoy fo
Miandrandra fanampiana
Avy aminao ajbwr ry Ray Tsitoha
Dia henoy ka valio
Ity foko mitaraina
Mangata-pitahiana
No sady manantena
Ref: Ambeno tsy hania ...
Raha baliaka tononkira.serasera.org ny masoandro
Ka mirana ny saina
Safononoka haravoana
Fa nahazo izay nilaina
Tsikitsiky lalandava
Fo fena fifaliana
lanao ry Ray Mpahary o!
No namafy fitahiana
Ref: Ambeno tsy hania ...
Tonony sy Feony: NAIVOARIVELO Rakotondratsimba
--------
Lien:
Commentaires
hery
(
11/03/2023 10:41)
Ilay Mamy ny mody koa azafady 😊
Misaotra ooo
Misaotra ooo
zoured
(
13/03/2023 10:06)
Eny ary tompoko o. Ianao no isaorana e
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny any aminayVisites : 1007
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : zoured
Date : 09/03/2023 11:05
