Ho an'ny fahafahana (NV)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ndao hihetsika indray ary
Hiara-hanandrampeo
Sikino ny fanantenana
Joro tononkira.serasera.org eto isika izao
Hanambatra hery tsy ho vaky
Hisedra fa manana adidy
Amin'ity tany ity
Ny gejan'izay lasa izay
Dory! Dory! Ho rendrika any
Fanantenana fihino
Tafita ny dia
Refrain :
Ho an'ny fahafahana
Ho an'ny tanindrazana
Ho an'ny fahafahana
Ho an'ny eezwyohk taninjanaka
Vonona ny hiroso hatrany
Ninoninona hidona
Domy ho fay izay lo tsinay
Dia ymlmzjuf totao amin'ny vy!
Gejan'izay lasa izay
Dory! Dory! Ho rendrika any
Fanantenana fihino
Tafita ny dia
Refrain :
Ho brex an'ny fahafahana
Ho an'ny tanindrazana
Ho an'ny fahafahana
Ho an'ny taninjanaka
Domy ho fay izay lo tsinay e
Eo tsimpony tsirairay
Izay namorika hatrizay
Dory dory dory ho fay
Ho an'ny fahafahana
Ataovy ampitiavana
Hiara-hanandrampeo
Sikino ny fanantenana
Joro tononkira.serasera.org eto isika izao
Hanambatra hery tsy ho vaky
Hisedra fa manana adidy
Amin'ity tany ity
Ny gejan'izay lasa izay
Dory! Dory! Ho rendrika any
Fanantenana fihino
Tafita ny dia
Refrain :
Ho an'ny fahafahana
Ho an'ny tanindrazana
Ho an'ny fahafahana
Ho an'ny eezwyohk taninjanaka
Vonona ny hiroso hatrany
Ninoninona hidona
Domy ho fay izay lo tsinay
Dia ymlmzjuf totao amin'ny vy!
Gejan'izay lasa izay
Dory! Dory! Ho rendrika any
Fanantenana fihino
Tafita ny dia
Refrain :
Ho brex an'ny fahafahana
Ho an'ny tanindrazana
Ho an'ny fahafahana
Ho an'ny taninjanaka
Domy ho fay izay lo tsinay e
Eo tsimpony tsirairay
Izay namorika hatrizay
Dory dory dory ho fay
Ho an'ny fahafahana
Ataovy ampitiavana
--------
Lien:
