Pasitera (Nantenaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Pasitera hafa toetra no Mpitandrina anay,
Tsy mba toy ny rehetrarehetra ka mahasorena indraindray!
Ireo Mpiara miangona aminay ,miha vitsy noho izany !
Ilay Pasitera mantsy anie ka toa mitady ho be vinany!
Tompo ô! Tompo ô! henoy izao vavako izao !
Tompo ô! Tompo ô! Vonjeo re ny Fiangonanay!
Ny Fiangonanay ety hialokalofan'Amboadia!
Hanoro làlana any no antondiany tety !
Izy kay Mpiandry qsnwt ondry miantso Bibidia!
Izy kay ho'a zazjzho Mpiandry ondry miantso Bibidia!
Tompo ô! Tompo ô!henoy izao vavako izao!
Tompo ô!Tompo ô!vonjeo re ny Fiangonanay!
Fitafiana manan-kasina no fahita eny an-kodiny,
Kabary fa tsy teny masina no maha mailaka ny molony.
Izy loham-pary indray no tsy mamy fa tononkira.serasera.org matsatso!
KA SOLOY AVY HATRANY FA AZA ASIANA ANDRASO ANDRASO!
Tompo ô! Tompô ô! henoy izao vavako izao !

Baiboly no eny an-tratrany ,balaoasy no ao am-bavany
Teny soa no noteneniny hay Sipa kely no notetehiny,
Volanay natao rakitra najifa lany tapitra !
Ny volanay ho'a lanin-drakitra ny paikan-adiny tsara rafitra!
Tompo ô! Tompo ô! henoy izao vavako flzo izao!
Tompo ô! Tompo ô!mba vonjeo re ny Fiangonanay!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NantenainaVisites : 2628
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : herissoa
Date : 24/02/2015 23:14