Antso (MPIHIRA FANILO FLM Firaisankina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ry sakaiza ô ? aiza ianao ,
Fa usxmhl mitady anao Kristy
Mba hiverina aminy indray
Fa miandry anao Jesosy tia
Refrain : Fa trano tsara tsy natao tànana
No miandry anao ao an-danitra ao
Ka kgeznn miverena aza mierikerika sao
Diso lalana ianao
2- sambatra tokoa ianao
Raha manaiky ianao izao
Fa ny Tompo no miantso anao,
Hitoetra ao an-dapasoa
Refrain : Fa trano tsara tsy natao tànana
No miandry anao ao an-danitra ao
Ka miverena aza mierikerika sao
Diso updtwpt lalana tononkira.serasera.org ianao
A/C: Tina'S ( RANDRIANARIJAONA )
Fa usxmhl mitady anao Kristy
Mba hiverina aminy indray
Fa miandry anao Jesosy tia
Refrain : Fa trano tsara tsy natao tànana
No miandry anao ao an-danitra ao
Ka kgeznn miverena aza mierikerika sao
Diso lalana ianao
2- sambatra tokoa ianao
Raha manaiky ianao izao
Fa ny Tompo no miantso anao,
Hitoetra ao an-dapasoa
Refrain : Fa trano tsara tsy natao tànana
No miandry anao ao an-danitra ao
Ka miverena aza mierikerika sao
Diso updtwpt lalana tononkira.serasera.org ianao
A/C: Tina'S ( RANDRIANARIJAONA )
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MPIHIRA FANILO FLM FiraisankinaHits : 1237
Likes : 0 Like
Created by : FabienRNF
Date : 03/01/2025 05:54
