Faribolana (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olona samihafa loko , samihafa firazànana
Tsy tia mitsitokotoko fa mifandray tànana
Samy faly sy mahatsapa fa ratsy ny mizarazara
Ka aleo iray lapa mitovy zo mitovy anjara
Ireo tanana izay mifandray toa sarotra sarahana
Toa miloko rano iray tsy hita ho havahana
Toy ny ankizy miara milalao , toa lavitry ny olana
Jereo ireto izy tononkira.serasera.org malaina hifandao manao faribolana
Dia mihodina yditxe tsy misy fiafarany miodidina fitiavana
Fa tsara sy mamy aok’izany izany hoe mifampihavana
Hadino hoe Rakoto ilay mavomavo , Rabe ilay asyb manana
Fa samy hazoto hanandratra izany fihavanana
Jereko ny manodidina ahy toa mianjona mangarika
Antsoiko hoe ndao isika hiray tsy misy voasarika
Fa misy ny loko tsy mety hifangaro, misy harena tsy hihavanana
Dia mitsitokotoko miala amin’ny maro ny fotsy sy ireo vzqnfs manana
©MAHALEO

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MahaleoVisites : 24752
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : jerijery mora foana
Date : 08/01/2002 00:55