Faribolana (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Olona samihafa loko , samihafa firazànana
Tsy tia mitsitokotoko fa mifandray tànana
Samy faly sy mahatsapa hrysrrsa fa ratsy ny mizarazara
Ka aleo iray lapa mitovy zo mitovy anjara
Ireo tanana izay mifandray toa sarotra juxu sarahana
Toa miloko rano iray tsy hita ho havahana
Toy ny ankizy miara milalao , toa lavitry ny olana
Jereo ireto izy malaina hifandao manao faribolana
Dia mihodina tsy misy fiafarany miodidina tononkira.serasera.org fitiavana
Fa tsara sy mamy aok’izany izany hoe mifampihavana
Hadino hoe Rakoto ilay mavomavo , Rabe ilay manana
Fa samy hazoto hanandratra izany fihavanana
Jereko ny manodidina ahy toa mianjona mangarika
Antsoiko hoe ndao isika hiray tsy misy voasarika
Fa misy ny loko tsy mety hifangaro, misy harena tsy hihavanana cxpewld
Dia mitsitokotoko miala amin’ny maro ny fotsy sy ireo manana
©MAHALEO

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 24220
Likes : 1 Like
Created by : jerijery mora foana
Date : 08/01/2002 00:55